Ranomason'ankizy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho mbola ankizy
Tsaroiko tsara ny toetrako
Fa isaky ny bedy aho manganoano ny masoko
Indraindray aho miady kely any am-pilalaovana
Ny ranomasoko ny ahy no hany fiarovana.
Angamba tsy izaho ihany no lyqur niaina izany
Fa na izaho na tononkira.serasera.org ianareo samy nandalo teo,
Lalam-piainana!
Angamba tsy izaho ihany no niaina izany.
....
Ankehitriny fanaoko ihany ny toy izany
Rehefa sendra ditsoka tsy maintsy mitomany
Fa tsy eny am-pilalaovana no tena be ny olana a ah!
Ny ranomasoko ny ahy vokatry ny fitiavako.
Angamba tsy izaho ihany no niaina izany
Fa na izaho na ianareo samy nandalo teo,
Lalam-piainana!
Angamba nztesw tsy izaho ihany no niaina izany.
....
*Angamba tsy izaho ihany no odgt niaina izany
Fa na izaho na ianareo samy nandalo teo, (x4

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LalatianaVisites : 7799
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rajy
Date : 17/09/2009 15:03