Kalon'ny any Tyrol (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tany iray any ho any
’zay malaza ho sambatra ery,
paradisa qzdc ambonin’ny tany
feno kalo arahana dihy
any hono raha rnphyfq vao maraina
dia mikalo ireo manan’aina.

lailailaiouu tononkira.serasera.org lailaiouuuu

Ireo mpiandry zhnhufq ondry any an-tsaha
miran-dava sy tia lalao,
totorebika sy fampitaha
no analany ny androny ao
mba henoy izatsy izy miravo
sy mikalo amin’ny feo avo...

lailailaiouu lailaiouuuu

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417