Nandalo niserana ihany (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo niserana tononkira.serasera.org ihany ny andron’ny fahazazana
Nifalifaliana aoka izany karfvlc no sady nihantahantana
Nilaozany ka ny tena no sisa miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny
Raha tomany fahiny nanambitamby i neny
Raha ory ankehitriny ducu ianao no sisa manjeny

Raha mbxvt azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny
Andro sarotra hadinoina ny andron’ny boky sy penina
Raha ireny no tsaroana maha-te hiantso miverena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 3976
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/03/2015 12:26