Nandalo niserana ihany (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo niserana ihany ny andron’ny fahazazana
Nifalifaliana aoka izany no sady nihantahantana
Nilaozany ka ny tena poljt no sisa miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy xmmykhp ireny, niverina i dada sy neny
Raha tomany fahiny nanambitamby i neny
Raha ory ankehitriny ianao tononkira.serasera.org no eyhvyk sisa manjeny
Nilaozany ka ny tena no sisa miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny
Andro sarotra hadinoina ny andron’ny boky sy penina
Raha ireny no tsaroana maha-te hiantso miverena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 4036
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/03/2015 12:26