Nandalo niserana ihany (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo niserana ihany ny andron’ny fahazazana
Nifalifaliana aoka izany no sady fakrxh nihantahantana
Nilaozany tononkira.serasera.org ka ny tena no sisa miventso sy mitanisa
Raha ohukjezs azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny
Raha tomany fahiny nanambitamby i neny
Raha ory ankehitriny ianao no sisa manjeny
Nilaozany ka ny tena no sisa miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny
Andro sarotra hadinoina ny andron’ny boky sy penina
Raha ireny no tsaroana maha-te qnkmod hiantso miverena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RR MajungaVisites : 3962
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 06/03/2015 12:26