Nandalo niserana ihany (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo niserana ihany ny tononkira.serasera.org andron’ny fahazazana
Nifalifaliana aoka izany no sady nihantahantana
Nilaozany ka ny tena no sisa nqxfam lagz jrddv miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny
Raha tomany fahiny nanambitamby i neny
Raha ory ankehitriny ianao no sisa manjeny
Nilaozany ka ny tena no sisa miventso sy mitanisa

Andro sarotra hadinoina ny andron’ny boky sy penina
Raha ireny no tsaroana maha-te hiantso miverena

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RR MajungaHits : 4037
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 06/03/2015 12:26