Ny famataranandrontsika (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ora fahafiry izao no tononkira.serasera.org mientana ny foko
Ka manembona sy manina
Ny maraina efa tonga, ny fitiavako misoko
Hendratra aho ka fanimpanina
Hono ho aho ry tsinjoko iny, sy nandalo moramora
Amin’ny endrika sariaka
Manontany anao ny foko, tsy mitovy re ny ora
Oram-pamataranandrontsika
Ora fahafiry izao no maloka ’ty andro
Folapolaka ny heriny
Dila teto ilay ipkngh fitia, takona ny masoandro
Ny foko maloka ny jeriny
Hono ho aho r’ilay pvmnesvm nandalo sy nantsoiko ho sombinaina
Ny lasa ve no niova dika
Manontany anao ny foko, tsy mitovy ve ny ora
Oram-pamataranandrontsika
Njao misandratra ny andro, mibaliaka sady mirana
Eny an-dalana diaviko
Mitady sandry ifandraisana itony tenako sahirana
Ary olona tiaviko
Hono ho’aho ry olon’iny izay nandalo moramora
Tsara kgeppqmw endrika sy bika
Manontany anao ny foko, sao mitovy lahy ny ora
Oram-pamataranandrontsika.
Mpamorona : Rado / Ramaroson Wilson
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SalomonVangy : 5287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/10/2001 23:10