NOFY RATSY (Thiera BRUNO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ireo teny mamy fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa jaokexq tsy natao ho ahy lanao ...

Ho aiko ve ny hanadino irony lasantsika
Ka vetso sy tsiahy no hany mitanisa.
Ireo fahasambarana niainana taloha ...
Ankehitriny, nirodana avokoa.

Aiza ireo teny mamy fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao tononkira.serasera.org ho ahy lanao ...

Zary nenina jhzkbdcj ato an-tsaiko ny orokoroka natao,
Niserana kanefa nandrotika ny foko
Ataoko ahoana re no filaza ny fijaliako
Nilaozanao ho cabnp Irery toy izao.

Aiza ireo teny mamy…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNO
Vangy : 6467
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 12:02
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0149