Hafatra (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandremo sao tsy tsaroanao ilay hafatra,
Aza misy adino ataovy tonga lafatra;
Ny rediredin’ny jnsr fo kely adalako,
Ampombaiko anao omeo ilay malalako.
Tsy manadino hono hoe,
Raha tsy mahasoratra matd ho anao;
Fa ny alahelo anao no be,
Ka mahalasa saina lava izao;
Fa mbola be ny zava-tiana hambara,
Nefa ampy izay, mandehana ianao sao tara.
Ialako tsiny raha toa miambakavaka,
Fa efa feno ny alahelo ka tsy zaka;
Ialako tsiny raha mando koa ny tavako,
Tsy tononkira.serasera.org tomany aho fa ditsoka, tongava soa
labczxtf
Aza misy adino ataovy tonga lafatra;
Ny rediredin’ny jnsr fo kely adalako,
Ampombaiko anao omeo ilay malalako.
Tsy manadino hono hoe,
Raha tsy mahasoratra matd ho anao;
Fa ny alahelo anao no be,
Ka mahalasa saina lava izao;
Fa mbola be ny zava-tiana hambara,
Nefa ampy izay, mandehana ianao sao tara.
Ialako tsiny raha toa miambakavaka,
Fa efa feno ny alahelo ka tsy zaka;
Ialako tsiny raha mando koa ny tavako,
Tsy tononkira.serasera.org tomany aho fa ditsoka, tongava soa
labczxtf
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 28956
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/10/2001 23:10
