MARIAZY SAMBATRA (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetivety loatra
izay niarahanareo hatrizay
nefa tononkira.serasera.org manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka lalandava foana
mba ho tody soa sy xnbt volamena
amin’izay fotoana izay lehibe tokoa
mariazy indray no hiarahantsika
e! sambatra tokoa ianareo
tody tanjona finaritra
koa ny fon’izy ireo
hitambatra ho vhvcdwuc iray
n’iza n’iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena mba haharitra
mahereza tojo zavatra
izay nirina ho doria lznkrnm fo mifankatia
izay niarahanareo hatrizay
nefa tononkira.serasera.org manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka lalandava foana
mba ho tody soa sy xnbt volamena
amin’izay fotoana izay lehibe tokoa
mariazy indray no hiarahantsika
e! sambatra tokoa ianareo
tody tanjona finaritra
koa ny fon’izy ireo
hitambatra ho vhvcdwuc iray
n’iza n’iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena mba haharitra
mahereza tojo zavatra
izay nirina ho doria lznkrnm fo mifankatia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 4262
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/01/2006 00:23
