Alfa sy Omega (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra mpamorona Izy no Alfa sy Omega
Fiandohana,fiafaran'izao zava-drehetra izao
Azy ny hery sy fahefana
Mendrika Azy ny fiderana
Fa mahenika ny tany izao ny voninahiny
Ô ry olombelona ô,miankohofa axrhbm eo Aminy
Ny fanahy efa velona mifoha
Dia misaotra ny anarany avokoa
Haleloia sy ny hira fihobiana
Fa Andriamanitra tononkira.serasera.org velona Jesoa
Asandratray avo ny anaranao
Ho famonjena izao tontolo izao
Indro ny fihiram-baovao
Fa Andriamanitra tsara indrindra Ianao udhza Ray tia
Ny andro zfqfcuco iainanay hiderana Anao.
Fiandohana,fiafaran'izao zava-drehetra izao
Azy ny hery sy fahefana
Mendrika Azy ny fiderana
Fa mahenika ny tany izao ny voninahiny
Ô ry olombelona ô,miankohofa axrhbm eo Aminy
Ny fanahy efa velona mifoha
Dia misaotra ny anarany avokoa
Haleloia sy ny hira fihobiana
Fa Andriamanitra tononkira.serasera.org velona Jesoa
Asandratray avo ny anaranao
Ho famonjena izao tontolo izao
Indro ny fihiram-baovao
Fa Andriamanitra tsara indrindra Ianao udhza Ray tia
Ny andro zfqfcuco iainanay hiderana Anao.
--------
Rohy:
Hevitra
Toocky
(
02/06/2016 14:47)
Hira klasika anisan'ny hahafantarana ny Groupe Artistique Feon'ny Lanitra Ilanivato
Solofomandimby
(
21/05/2020 14:19)
Vao maheno ity Hira ity dia mientana ny fo mam-panahy ... ny andro iainanay hiderana Anao!
hery
(
23/05/2020 00:00)
Mba omeo hoe ny hira. Alefaso amin'ny media@radiovazogasy.com
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 3024
Mpankafy : 5 Ankafizo
Nampiditra : Toocky
Daty : 02/06/2016 14:52
