Zaza Sary (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha niaraka niriorio izaho
Sy ny hafaliako
Tany lavitra any, tany an’efitra any
Fa inona no niandry ahy tany
Foana toa tsy nisy ny hafaliana
Nahare ity feo mahavariana
Zaza mitomany, zaza mitomany
Izany no nanaitra ahy tany
Ka nijanona aho, nierikerika
Sanganehana aho, nitoditodika
Oh, oh, oh, tononkira.serasera.org aiza re izany zazakely izany
No avelan’ny reniny hitomany
Io trano haolo, gepuntsb nefa toa tsy haolo indray
Noho ity zazakely ao
Zazakely iray e, toa tsy manan-dray
Narian-dreniny izay sahisahy
Izany angamba tsy sitraponao
Fa voatery, voatery natao
eponbl Nefa eritrereto holk sy diniho ange
Mba saino kely sy hevero re
MAHALEO
Sy ny hafaliako
Tany lavitra any, tany an’efitra any
Fa inona no niandry ahy tany
Foana toa tsy nisy ny hafaliana
Nahare ity feo mahavariana
Zaza mitomany, zaza mitomany
Izany no nanaitra ahy tany
Ka nijanona aho, nierikerika
Sanganehana aho, nitoditodika
Oh, oh, oh, tononkira.serasera.org aiza re izany zazakely izany
No avelan’ny reniny hitomany
Io trano haolo, gepuntsb nefa toa tsy haolo indray
Noho ity zazakely ao
Zazakely iray e, toa tsy manan-dray
Narian-dreniny izay sahisahy
Izany angamba tsy sitraponao
Fa voatery, voatery natao
eponbl Nefa eritrereto holk sy diniho ange
Mba saino kely sy hevero re
MAHALEO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 11803
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/07/2003 20:41
