Zaza Sary
Lohateny
Zaza Sary
Nampiditra ondinion
Tamin'ny 12/07/2007 15:51
Vangy : 582
Do dia A :Izany hoe Clée de La [ SOL transpose 2émé cage izy io ] Izany hoe mitovy @ Sol
A= La / B= Si / C= Do / D= Re / E= Mi /G= Sol .....Min= Mineur; 7= 7éme
G Bmin D7 G
Raha niaraka niriorio izaho
C Bmin D7
Sy ny hafaliako
G Emin C G
Tany lavitra any, tany an’efitra any
Bmin D7 G
Inona no niandry ahy tany
Miverina fotsiny
Foana toa tsy nisy ny hafaliana
Nahare ity feo mahavariana
Zaza mitomany, zaza mitomany
Izany no nanaitra ahy tany
D Amin C G
Ka nijanona aho, nierikerika
D Amin C G
Sanganehana aho, nitoditodika
Bmin Amin C G
Aiza re izany zazakely izany
Bmin Amin C G
No avelan’ny reniny hitomany
Io trano haolo, nefa toa tsy haolo indray
Noho ity zazakely ao
Zazakely iray e, toa tsy manan-dray
Narian-dreniny izay sahisahy
Izao angamba tsy sitraponao
Fa voatery, voatery natao
Nefa eritrereto sy diniho ange
Mba saino kely sy hevero re
MAHALEO