Zaza Sary (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha niaraka niriorio izaho
Sy ny hafaliako
Tany lavitra any, tany an’efitra any
Fa inona no niandry ahy tany
Foana toa tsy nisy ny hafaliana
Nahare ity feo mahavariana
Zaza mitomany, zaza mitomany
Izany no nanaitra ahy tany
Ka nijanona aho, nierikerika
Sanganehana aho, nitoditodika
Oh, oh, oh, aiza tononkira.serasera.org re izany zazakely izany
No avelan’ny reniny hitomany
Io trano haolo, nefa toa tsy haolo indray
Noho ity zazakely ao
Zazakely iray e, toa tsy manan-dray
Narian-dreniny izay sahisahy
edtaqbiu Izany angamba tsy sitraponao
Fa voatery, voatery natao
wtee Nefa eritrereto sy diniho ange
dqfjtgg Mba saino kely sy hevero re
MAHALEO
Sy ny hafaliako
Tany lavitra any, tany an’efitra any
Fa inona no niandry ahy tany
Foana toa tsy nisy ny hafaliana
Nahare ity feo mahavariana
Zaza mitomany, zaza mitomany
Izany no nanaitra ahy tany
Ka nijanona aho, nierikerika
Sanganehana aho, nitoditodika
Oh, oh, oh, aiza tononkira.serasera.org re izany zazakely izany
No avelan’ny reniny hitomany
Io trano haolo, nefa toa tsy haolo indray
Noho ity zazakely ao
Zazakely iray e, toa tsy manan-dray
Narian-dreniny izay sahisahy
edtaqbiu Izany angamba tsy sitraponao
Fa voatery, voatery natao
wtee Nefa eritrereto sy diniho ange
dqfjtgg Mba saino kely sy hevero re
MAHALEO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 11608
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 18/07/2003 20:41
