Ianao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no tononkira.serasera.org nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina
Atolotro anao e, ho anao spohv irery
Hataka ihany anefa fohjgvxx fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tsy ecoeqyf anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina
Atolotro anao e, ho anao spohv irery
Hataka ihany anefa fohjgvxx fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tsy ecoeqyf anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 22601
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Norosoa Haja
Daty : 17/12/2001 07:01
