TSY LAITRA (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cqcszaxo Izaho irery sisa no jwqss mijery ity toerana mangadihady
Mahatsiaro fa tena very ny herin-tsaina mba hiady
Handresy ny fisarahana
Izay nateraky ny elanelen-tany
Raha mahita ity ialana, toa kivy ambony tononkira.serasera.org ihany
Mbola henoko ilay bitsika rnaothvh manafatra ny aza manadino
Ny masoko toa ditsoka henikiny alahelo
Dia sompatra loatra ny vintana izay nampisaraka antsika
Tamin’ity toerana ity nialan’ny fiaran-dalam-by.
hum ...

--------
Rohy:
Hevitra
celia
(
14/10/2015 16:58)
Tiako be ity hira ity e, misaotra an Thiera Bruno. Nanonofy nihira ity hira ity aho alina dia izao mikaroka ny toniny izao sady mihaino.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 11858
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 11:47