Taom-baovaon'ny tafasaraka (Fanjandranomasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao maraina izao ny taratasinao
Mirary taombaovao mieuevsq mamy
Lavitra ianao ka ny soratrao
No mba manolotra izany
Fanja, na tsy wcekqx ho eo imasoko aza irony endrikao
Fanja , ho ataoko fahasambarana ny taratasinao
Ireo ny zanantsika yfyzpbvf faly misariaka
Miantso ny anaranao
Izaho tononkira.serasera.org kosa iky, miezaka mitsiky
Manoroka ny sarinao
Fanja, na tsy ho eo imasoko aza irony endrikao

Mivavaka izahay ho anao malalanay
F’izao taombaovao izao
Ho to ny faniriana ho sambatra ho zina
Ho tody soa aman-tsara ianao

Fanja, ho ataoko fahasambarana ny taratasinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FanjandranomasinaVangy : 3260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/02/2015 23:13