Mahery ny Andriamanitray (A3F)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny Anaranao jahuq Ray dia vnbkoahz anarana be voninahitra
Ka tsy misy ohatra Anao raha ny olona ety an-tany ety
Fa manenika ny vazantany Jesosy ô ny herinao
K'indreto izahay fa hidera ny Anaranao.

Fiv.Mahery ny Andriamanitray
Ianao no Mpanjaka, Ianao re no Tompon'ny lanitra
Fiadanana mandrakizay re no atolotrao anay
(Hoderaina e!) Hoderaina fa be voninahitra

2.Ny Fitiavanao Ray dia fitiavana tsy hay takarina
Ka tsy misy ohatra Anao raha ny olona ety an-tany ety
Fa Izay sarobidy indrindra no nomenao ho tononkira.serasera.org anay
D'Ilay Zanakao mba lqahdajf hisolo ny otanay.

Fiv.Mahery ny Andriamanitray
Ianao no Mpanjaka, Ianao re no Tompon'ny lanitra
Fiadanana mandrakizay re no atolotrao anay
(Hoderaina e!) Hoderaina fa be voninahitra

A/C: Ny Vatofantsika
Arr: RALAINIRINA Valitera Edmond

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A3F
Vangy : 2043
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 23/04/2019 14:29
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116