Mahery ny Andriamanitray (A3F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny Anaranao Ray dia anarana be voninahitra
Ka tsy misy ohatra Anao raha ny olona ety an-tany ety
Fa manenika ny vazantany Jesosy ô ny herinao
K'indreto izahay fa tononkira.serasera.org hidera ny Anaranao.
Fiv.Mahery ny Andriamanitray
Ianao no Mpanjaka, Ianao re no Tompon'ny lanitra
Fiadanana mandrakizay re no atolotrao anay
(Hoderaina e!) Hoderaina fa be voninahitra
2.Ny Fitiavanao Ray dia fitiavana tsy hay rjqib takarina
Ka tsy misy ohatra Anao raha ny olona ety an-tany kswh ety
Fa Izay sarobidy indrindra no nomenao ho anay
D'Ilay Zanakao mba hisolo ny otanay.

Fiadanana ghmoz mandrakizay re no atolotrao anay

A/C: Ny Vatofantsika
Arr: RALAINIRINA Valitera Edmond

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A3FVangy : 1930
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 23/04/2019 14:29