Ny Voninahiny (FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra anie dia ho Anao
Ho anao irery tononkira.serasera.org ihany
Ho an'ilay mipetraka eo amboniny (seza fiandriananao)
Fa mendrika (Ny anarany)
Ny anarany Masina indrindra
Jéhovah Tompo ny maro

Réf : Ny Voninahiny manerana ny tany ojuf rehetra
Tsy lefy laza xltlt Heriny, fa mahagaga ydlyvlfn ny asany
Ho Azy irery ihany anie ny (Dera) sy ny laza

:;:"Izao tontolo izao
Mihankohoka eo Aminao
Fa Masina Ianao
Fa Masina Ianao
Ilay telo izay Iray":;:

Ny voninahitra anie dia ho Anao
Ho anao irery ihany
Ho an'ilay mipetraka eo amboniny (seza fiandriananao)
Fa mendrika (Ny anarany)
Ny anarany Masina indrindra
Jéhovah Tompo ny maro

Réf : Ny Voninahiny manerana ny tany rehetra...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)
Vangy : 298
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FEFIA1
Daty : 19/12/2025 14:26
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104