Mbola ekeko (FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mbola ekeko Tompo no hirakao
Mbola ekeko hanao asanao
Mbola ekeko hataoko amin'ny fhaizut fo
Tena ataoko antsitra-po Ray
Fa ny hangatahiko aminao
Homeo ahy ilay Fanahy Masinao
Hoentiko miady ary hampahery
Ireo reraka am-panahy
Réf: Z'inona moa zahay ry Tompo o
No mba finidinao hitory Anao
Fa ilay thhvdn adalan'izao tontolo izao
No nofidinao hanao ny asanao
2-Tsy hataoko ho fahazarana
ny fahanompoko Anao ry Ray
Na koa hialangalana
fa ekeko tsotra izao
Tsy filan-javatra tokoa
na firerehana ihany koa
Fa tena vokatry ny fo sy Fanahy
Réf: :;:Z'inona moa zahay ry Tompo o
No mba finidinao hitory rfyurq Anao
Fa ilay adalan'izao tononkira.serasera.org tontolo izao
No nofidinao hanao ny asanao :;:
F'ilay adalan'izao tontolo izao
No nofidinao hanao ny asanao
Mbola ekeko hanao asanao
Mbola ekeko hataoko amin'ny fhaizut fo
Tena ataoko antsitra-po Ray
Fa ny hangatahiko aminao
Homeo ahy ilay Fanahy Masinao
Hoentiko miady ary hampahery
Ireo reraka am-panahy
Réf: Z'inona moa zahay ry Tompo o
No mba finidinao hitory Anao
Fa ilay thhvdn adalan'izao tontolo izao
No nofidinao hanao ny asanao
2-Tsy hataoko ho fahazarana
ny fahanompoko Anao ry Ray
Na koa hialangalana
fa ekeko tsotra izao
Tsy filan-javatra tokoa
na firerehana ihany koa
Fa tena vokatry ny fo sy Fanahy
Réf: :;:Z'inona moa zahay ry Tompo o
No mba finidinao hitory rfyurq Anao
Fa ilay adalan'izao tononkira.serasera.org tontolo izao
No nofidinao hanao ny asanao :;:
F'ilay adalan'izao tontolo izao
No nofidinao hanao ny asanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)Visites : 364
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FEFIA1
Date : 19/12/2025 14:01
