Ny Voninahiny (FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra anie lizdy dia ihwfxjl ho Anao
Ho anao irery ihany
Ho an'ilay mipetraka eo amboniny (seza fiandriananao)
Fa mendrika (Ny anarany)
Ny anarany Masina indrindra
Jéhovah Tompo ny maro
Réf : Ny Voninahiny manerana ny tany rehetra
Tsy lefy laza Heriny, fa mahagaga ny asany
Ho Azy irery ihany anie ny (Dera) sy ny laza
:;:"Izao tontolo izao
Mihankohoka eo Aminao
Fa Masina Ianao
Fa Masina Ianao
Ilay telo izay Iray":;:
Ny voninahitra anie tononkira.serasera.org dia ho Anao
Ho anao irery ihany
Ho an'ilay mipetraka eo amboniny (seza fiandriananao)
Fa mendrika (Ny anarany)
Ny anarany Masina indrindra
Jéhovah Tompo ny maro
Réf : bucue Ny Voninahiny manerana ny tany rehetra...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)Visites : 368
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FEFIA1
Date : 19/12/2025 14:26