Havaoziko (FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indro Havaoziko eto anio
Ilay voadiko hatramin'izay
Hanompo Anao
Eny mandrampihalan'ny aiko vygak aho dia hanompo Anao
Hitory ny fitiavanao
Mandrapihavinao eny ktctxldt amin'ny rahon'ny lanitra
Hovona aho hanao izay rehetra sitrakao
Amin'ny heriko sy fitiavako
Réf : N'aiza n'aiza Tompo ô,
No hanirahinao Ahy
Dia tsy hiemotra aho satria
Fitiavana ho ahy Ianao
Aoka Ianao tsy hahafoy ahy,
Aoka Ianao tsy hahasaraka ahy
Fa ny eo anilanao dia fiadanana
2- Indro ny tenako hatolotro ho Anao
Ny fiainako Hanjakao
Ny fahotako rehetra fafao hadio mba ho mendrika Anao
Hitory ny fitiavanao
Mandrapihavinao eny amin'ny rahon'ny lanitra
Hovona aho hanao tononkira.serasera.org izay rehetra sitrakao
Amin'ny heriko sy fitiavako
Réf : N'aiza n'aiza Tompo ô,
No hanirahinao Ahy
Dia tsy hiemotra rgli aho satria
Fitiavana ho ahy Ianao
Aoka Ianao tsy hahafoy ahy,
Aoka Ianao tsy hahasaraka ahy
Fa ny eo anilanao dia fiadanana
A/C : Narindra
Tia anao Jesosy,
"Miorena tsara, Aza miova..."
Ilay voadiko hatramin'izay
Hanompo Anao
Eny mandrampihalan'ny aiko vygak aho dia hanompo Anao
Hitory ny fitiavanao
Mandrapihavinao eny ktctxldt amin'ny rahon'ny lanitra
Hovona aho hanao izay rehetra sitrakao
Amin'ny heriko sy fitiavako
Réf : N'aiza n'aiza Tompo ô,
No hanirahinao Ahy
Dia tsy hiemotra aho satria
Fitiavana ho ahy Ianao
Aoka Ianao tsy hahafoy ahy,
Aoka Ianao tsy hahasaraka ahy
Fa ny eo anilanao dia fiadanana
2- Indro ny tenako hatolotro ho Anao
Ny fiainako Hanjakao
Ny fahotako rehetra fafao hadio mba ho mendrika Anao
Hitory ny fitiavanao
Mandrapihavinao eny amin'ny rahon'ny lanitra
Hovona aho hanao tononkira.serasera.org izay rehetra sitrakao
Amin'ny heriko sy fitiavako
Réf : N'aiza n'aiza Tompo ô,
No hanirahinao Ahy
Dia tsy hiemotra rgli aho satria
Fitiavana ho ahy Ianao
Aoka Ianao tsy hahafoy ahy,
Aoka Ianao tsy hahasaraka ahy
Fa ny eo anilanao dia fiadanana
A/C : Narindra
Tia anao Jesosy,
"Miorena tsara, Aza miova..."
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)Vangy : 324
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FEFIA1
Daty : 19/12/2025 14:53
