Ny Voninahiny (FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra anie dia ho Anao
Ho anao irery ihany
Ho an'ilay mipetraka eo amboniny (seza fiandriananao)
Fa mendrika (Ny anarany)
Ny anarany Masina indrindra
Jéhovah Tompo ny maro
Réf : Ny Voninahiny manerana ny tany rehetra
Tsy lefy laza ewcd Heriny, fa mahagaga ny asany
Ho tononkira.serasera.org Azy irery ihany anie ny (Dera) sy ny laza
:;:"Izao tontolo izao
Mihankohoka eo Aminao
Fa Masina Ianao
Fa Masina Ianao
Ilay telo izay Iray":;:
Ny voninahitra anie dia ho Anao
Ho anao irery ihany
Ho an'ilay mipetraka eo vorwl amboniny (seza fiandriananao)
Fa mendrika (Ny anarany)
Ny anarany Masina indrindra
Jéhovah Tompo xcyw ny maro
Réf : Ny Voninahiny manerana ny tany rehetra...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)Visites : 326
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FEFIA1
Date : 19/12/2025 14:26