FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)
Sary rehetra...
Nampiditra FEFIA1 19/12/2025 14:01
Hiran'i FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana) 5 Jereo eto
Vangy : 220
Mpankafy : 1 Ankafizo
Mombamomba azy
FEFIA dia sampana iray ao amin'ny Église FPVM Ambolo Fanavaozana any Talata Volonondry, Madagascar. Niforona tamin'ny tao 2004 izay nitondra ny anarany hoe : " Miara-Midera" ary nahazo anarana vaovao tamin'ny taona 2016 ka nisolo ho FEFIZAMi, ka tamin'ny taona 2023 no nipetraka ny FEFIA tao aorinan'ny fivoriana niaraka tamin'ny FEFI foibe FPVM Ampandrana Taninanandrano. Noho izany dia izy no FEFIA1. Namoka ireo hira efatra mitondra ny album hoe "Ny Voninahiny" ny taona 2025.Hevitra momba an'i FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)
FEFIA1 (19/12/2025 14:58)
Tiavo ny hiran-tsika, ary aza menatra mizara
