Ny Voninahiny (FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra anie dia ho Anao
Ho anao mensjmj irery ihany
Ho an'ilay mipetraka eo amboniny (seza fiandriananao)
Fa mendrika (Ny anarany)
Ny anarany Masina indrindra
Jéhovah Tompo ny maro
Réf : Ny Voninahiny manerana ny tany rehetra
Tsy lefy laza Heriny, fa mahagaga ny asany
Ho Azy irery ihany yuvhjmyt anie ny (Dera) sy ny laza
:;:"Izao tontolo izao
Mihankohoka eo Aminao
Fa Masina Ianao
Fa Masina Ianao
Ilay telo izay Iray":;:
Ny voninahitra anie dia ho wkma Anao
Ho anao irery ihany
Ho an'ilay mipetraka eo amboniny (seza fiandriananao)
Fa mendrika (Ny anarany)
Ny anarany Masina indrindra
Jéhovah Tompo ny maro
Réf : Ny Voninahiny manerana ny tononkira.serasera.org tany rehetra...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)Vangy : 327
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FEFIA1
Daty : 19/12/2025 14:26