Mianatra Misintaka (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maika iny ianao hisonia bokim-panjakana
Anefa toa tsy andry mhitn ny andro azo hialana
Eny efa izany angamba no niombonana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana
Izay naleha rehetra anefa tsy tononkira.serasera.org nahitana
Eny efa sitrakao ny namitaka
Nahatsiaro resy izay vao nahita ny ngidiny
Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny
Eny efa sitrakao ny nisitaka
Ô ralala zsimpame ô ralala lala ô, (2)
Toa tantsambo irery nilaozan-tsakaiza
Ka na ungtlul tafita aza anefa mba ho hatraiza
Eny efa sarotra ny lalana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Anefa toa tsy andry mhitn ny andro azo hialana
Eny efa izany angamba no niombonana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana
Izay naleha rehetra anefa tsy tononkira.serasera.org nahitana
Eny efa sitrakao ny namitaka
Nahatsiaro resy izay vao nahita ny ngidiny
Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny
Eny efa sitrakao ny nisitaka
Ô ralala zsimpame ô ralala lala ô, (2)
Toa tantsambo irery nilaozan-tsakaiza
Ka na ungtlul tafita aza anefa mba ho hatraiza
Eny efa sarotra ny lalana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 11249
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/09/2002 13:03
