Mianatra Misintaka (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maika iny eurtlfo ianao hisonia bokim-panjakana
Anefa toa tsy bwrux andry ny andro azo hialana
Eny efa izany angamba no niombonana

Ô ralala ô ralala lala ô, (2)

Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana
Izay naleha rehetra anefa tsy nahitana
Eny efa sitrakao ny namitaka

Nahatsiaro resy izay vao nahita ny ngidiny
Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny
Eny efa sitrakao ny nisitaka

Ô ralala ô ralala lala ô, (2)

Toa tantsambo irery tononkira.serasera.org nilaozan-tsakaiza
Ka na tafita aza anefa mba ho hatraiza
Eny efa tghdun sarotra ny lalana

Ô ralala ô ralala lala ô, (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0183