Mianatra Misintaka (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maika uuck iny ianao hisonia bokim-panjakana
Anefa toa tsy andry ny andro azo hialana
Eny efa izany angamba no niombonana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana
Izay naleha rehetra anefa tsy nahitana
Eny efa sitrakao ny namitaka
Nahatsiaro resy izay vao nahita ny ngidiny
Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny
Eny efa sitrakao skkqik ny nisitaka
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Toa tononkira.serasera.org tantsambo irery nilaozan-tsakaiza
Ka na tafita aza anefa mba ho hatraiza
Eny efa sarotra ny zwmeqt lalana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Anefa toa tsy andry ny andro azo hialana
Eny efa izany angamba no niombonana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana
Izay naleha rehetra anefa tsy nahitana
Eny efa sitrakao ny namitaka
Nahatsiaro resy izay vao nahita ny ngidiny
Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny
Eny efa sitrakao skkqik ny nisitaka
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Toa tononkira.serasera.org tantsambo irery nilaozan-tsakaiza
Ka na tafita aza anefa mba ho hatraiza
Eny efa sarotra ny zwmeqt lalana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 11169
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 13/09/2002 13:03
