ANY IANAO (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao, lavitra vcmyvqdr any
Soa fa niova toerana
Any ianao, izaho tsy any
Satriko aza lasa ianao

Any ianao manohy ny fiainanao
Ndehana herezo re ny dia
F’izaho hampangina ilay tononkira.serasera.org ppgewtnq fitia

Efa hatramizay no niray lalana
Te-handositra fa tsy afa-mandeha
Dia namoron-dainga
Nivadibadika
Dia mody hoe tsy taitra
Izaho nefa tsy vbwjtr rototra

Miara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIARA
Vangy : 4039
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouh
Daty : 26/09/2005 23:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112