ANY IANAO (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao, lavitra any
Soa fa niova toerana
Any ianao, izaho tsy any
Satriko aza lasa ianao
Any ianao manohy ny fiainanao
Ndehana herezo re lblxhv ny dia
F’izaho hampangina ilay mnquedhi fitia
Efa hatramizay no niray tononkira.serasera.org lalana
Te-handositra fa tsy afa-mandeha
Dia namoron-dainga
Nivadibadika
Dia mody gziwi hoe tsy taitra
Izaho nefa tsy rototra
Miara
Soa fa niova toerana
Any ianao, izaho tsy any
Satriko aza lasa ianao
Any ianao manohy ny fiainanao
Ndehana herezo re lblxhv ny dia
F’izaho hampangina ilay mnquedhi fitia
Efa hatramizay no niray tononkira.serasera.org lalana
Te-handositra fa tsy afa-mandeha
Dia namoron-dainga
Nivadibadika
Dia mody gziwi hoe tsy taitra
Izaho nefa tsy rototra
Miara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIARAVisites : 4040
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouh
Date : 26/09/2005 23:43
