ANY IANAO (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao, lavitra any
Soa fa niova toerana
Any ianao, izaho axcn tsy any
Satriko aza lasa ianao
Any ianao manohy ny tizs fiainanao
Ndehana herezo re ny dia
F’izaho hampangina ilay fitia
Efa hatramizay no niray lalana
Te-handositra fa tsy afa-mandeha
Dia namoron-dainga
Nivadibadika
Dia mody hoe tsy taitra
Izaho wtcvzg nefa tsy tononkira.serasera.org rototra
Miara
Soa fa niova toerana
Any ianao, izaho axcn tsy any
Satriko aza lasa ianao
Any ianao manohy ny tizs fiainanao
Ndehana herezo re ny dia
F’izaho hampangina ilay fitia
Efa hatramizay no niray lalana
Te-handositra fa tsy afa-mandeha
Dia namoron-dainga
Nivadibadika
Dia mody hoe tsy taitra
Izaho wtcvzg nefa tsy tononkira.serasera.org rototra
Miara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARAVangy : 4041
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouh
Daty : 26/09/2005 23:43
