ianao (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO(tarika miara)

Mihamina no anaranao!!
Manahy aho manana anao
Niandry ny androany,hisolo ny omaly
Ny antsika niova ho tomany
           Ny ora niarahana teo
           Foana sy niova avokoa
           Tazako ianao,fony isika taloha.....
           Niaraka nifankato
      Ref: Niova ianao,nivadika ihany fa leo
             Lasa ianao, ny ho avy na ny hafa jereo
             Nanjary nifampitazana fotsiny teo
             Ovay ny famindranao fa ny aty.......
          .....tsy hoe vao mianatra mitia !!!!!!
Reo namantsika jereo
Faly sy ravo tokoa
Mifankatia tsy mifankafoy
Ny azy fitia vao miandoha...
      Ref:.......
       ....fitia voahozona mantsy hono anié mankaleo!!
           Ovay ny famindranao fa ny aty
          tsy hoé vao mianatra mitia
                      
                tarika MIARA
     (Tantely ANDRIAMIHAJA)
      
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIARA
Vangy : 4614
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : erica
Daty : 13/04/2004 12:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3026