AIZA I MALALAKO? (MIARA)

aiza i malalako ilay
mandrotsirotsy ahy raha manina
ilay tananako iray
nilaozako any lavitra
iny imalalako iray,ho avy sa mbola variana any
miandry anao ny toeranao
r’ilay malalako
aiza i malalako ilay
namana hany hianteherana
ilay tokiko iray
ny fitiavanay tsy ferana
iny malalako ilay
tsy mba ho sasatra an-dalana
ka ho tsenaiko sy ho fihiniko
...ilay malalako
ref: aiza ianao miandry foana anie aho
tsy handriko ny ahatongavanao
hay ianao efa tsy lavitra
izaho sasatra mitazana
miandry anao (2fois)
r’ilay malalako!!!

tarika MIARA
Tantely ANDRIAMIHAJA
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/miara/aiza-i-malalako
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIARA
Vangy : 3838
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 18/04/2004 04:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0714