MASOANDRO (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nainbkox mazava ilay masoandro
hieritreritra hiasa indray
hitetitety ireo tononkira.serasera.org tanana
nandalovako isan’andro
Ray o! omeo hery izahay
hanantanteraka ireo jkwvyu adidy dqbmyuih
Ray o! vohizo izahay
mba hazoto hifoha vao maraina
izay olombelona velona eto an-tany
hiezaka miasa mampidim-bola ao an-trano
mananatra fomba tsara an’ireo ankizy
fahasalamana atao ambony
mivezivezy mitady
fahasambarana vao maraina
hitsinjo soa an’ireo ankizy
Ray o! omeo hery izahay
hitsinjo soa an’ireo adidy
hieritreritra hiasa indray
hitetitety ireo tononkira.serasera.org tanana
nandalovako isan’andro
Ray o! omeo hery izahay
hanantanteraka ireo jkwvyu adidy dqbmyuih
Ray o! vohizo izahay
mba hazoto hifoha vao maraina
izay olombelona velona eto an-tany
hiezaka miasa mampidim-bola ao an-trano
mananatra fomba tsara an’ireo ankizy
fahasalamana atao ambony
mivezivezy mitady
fahasambarana vao maraina
hitsinjo soa an’ireo ankizy
Ray o! omeo hery izahay
hitsinjo soa an’ireo adidy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 3306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/01/2006 23:49
