MARIAZY SAMBATRA (Jobily Weber)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetivety loatra
izay niarahanareo hatrizay
nefa manja krfaok ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka lalandava foana
mba ho tody soa mlfjwzx sy volamena
amin’izay fotoana izay lehibe tokoa
mariazy indray no hiarahantsika

e! sambatra tokoa ianareo
tody tanjona finaritra
koa ny fon’izy ireo
hitambatra ho iray wmbmk

n’iza n’iza izay tononkira.serasera.org hanakana anao
fahasambarana jerena mba haharitra
mahereza tojo zavatra
izay nirina ho doria fo mifankatia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jobily Weber
Visites : 4175
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 04/01/2006 00:23
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1637