MASOANDRO (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mazava ilay masoandro
hieritreritra hiasa indray
hitetitety ireo tanana
nandalovako isan’andro
Ray o! omeo hery izahay
hanantanteraka ireo adidy
Ray o! vohizo izahay
mba hazoto hifoha vao maraina
izay olombelona velona eto an-tany
hiezaka miasa mampidim-bola ao an-trano
mananatra brau fomba tsara an’ireo ankizy
fahasalamana atao ambony
mivezivezy mitady ezttl
fahasambarana vao maraina
hitsinjo soa an’ireo ankizy
Ray o! hvuz omeo hery izahay
hitsinjo soa an’ireo adidy tononkira.serasera.org
hieritreritra hiasa indray
hitetitety ireo tanana
nandalovako isan’andro
Ray o! omeo hery izahay
hanantanteraka ireo adidy
Ray o! vohizo izahay
mba hazoto hifoha vao maraina
izay olombelona velona eto an-tany
hiezaka miasa mampidim-bola ao an-trano
mananatra brau fomba tsara an’ireo ankizy
fahasalamana atao ambony
mivezivezy mitady ezttl
fahasambarana vao maraina
hitsinjo soa an’ireo ankizy
Ray o! hvuz omeo hery izahay
hitsinjo soa an’ireo adidy tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jobily WeberHits : 3350
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 03/01/2006 23:49
