Kalon'ny any Tyrol (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tany iray any ho any
’zay kaxw malaza ho sambatra ery,
paradisa ambonin’ny tany
feno kalo arahana dihy
any hono tononkira.serasera.org raha vao maraina
dia mikalo ireo manan’aina.
lailailaiouu lailaiouuuu
Ireo mpiandry ondry any an-tsaha
miran-dava sy tia lalao,
totorebika icecvs sy fampitaha
no analany ny androny ao
mba henoy izatsy izy miravo
sy mikalo amin’ny feo avo...
lailailaiouu lailaiouuuu
beoreg
’zay kaxw malaza ho sambatra ery,
paradisa ambonin’ny tany
feno kalo arahana dihy
any hono tononkira.serasera.org raha vao maraina
dia mikalo ireo manan’aina.
lailailaiouu lailaiouuuu
Ireo mpiandry ondry any an-tsaha
miran-dava sy tia lalao,
totorebika icecvs sy fampitaha
no analany ny androny ao
mba henoy izatsy izy miravo
sy mikalo amin’ny feo avo...
lailailaiouu lailaiouuuu
beoreg
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 8557
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 00:34
