lafatra (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feon aponga
Manako avy lavitra any
Feon’ankizy milalao
Toa reko manantona ahy
Miantsoantso hoe
Avia hilalao
Hanao farimbolana miodikodina
Amin ny andro diavolana
Kaky be izay toa sondriana
Taitra avy eo nanatona azy ireo
N’iza n’iza ankizy madiha eooaptyy dia mihira
Nanandrana napaka-peo
Diboka tononkira.serasera.org hafaliana ny fo
Hadino avokoa ireo izay rehetra tsy ghgvdg nahasoa
Revo nilalao,tehaka ptkkzw no atao
Toa lafatra ery izato ianao
Manako avy lavitra any
Feon’ankizy milalao
Toa reko manantona ahy
Miantsoantso hoe
Avia hilalao
Hanao farimbolana miodikodina
Amin ny andro diavolana
Kaky be izay toa sondriana
Taitra avy eo nanatona azy ireo
N’iza n’iza ankizy madiha eooaptyy dia mihira
Nanandrana napaka-peo
Diboka tononkira.serasera.org hafaliana ny fo
Hadino avokoa ireo izay rehetra tsy ghgvdg nahasoa
Revo nilalao,tehaka ptkkzw no atao
Toa lafatra ery izato ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 7219
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RUFFIN ROHANS
Daty : 25/01/2005 15:29
