Ny fitia (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jqifoj Ny fitia izay nomeko azy
Dia ny fitiavako rehetra
Dia ny foko fa tsy vazivazy
Fa ny aiko no fetra

Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin’ny foko sy fisainako
Nomeko ny uthpofw fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko

Peratra soa viowa no indro ataoko porofo
Fa ny fitiavako dia tsy hiofo
Ho vavolombelona tononkira.serasera.org ankitsirano
Ny dina vita sy ny velirano
Hiara-dia amiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119