Fa ny zavatra rehetra (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny zavatra rehetra
Misy fara misy tononkira.serasera.org fetra
Koa hkvh saino tsara
Izay lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery skytttg sy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota ô
Koa dieny zqsog izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan'i Jesosy
Dia natokany ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra sy adidy
Ho an'ny namanao
Misy fara misy tononkira.serasera.org fetra
Koa hkvh saino tsara
Izay lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery skytttg sy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota ô
Koa dieny zqsog izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan'i Jesosy
Dia natokany ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra sy adidy
Ho an'ny namanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i BetelaVangy : 817
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 01/08/2023 10:55
