Fa ny zavatra rehetra (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jetlkgw Fa ny zavatra rehetra
Misy cjnx fara misy fetra
Koa saino tsara
Izay lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery sy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota ô
Koa dieny izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan'i Jesosy
Dia tononkira.serasera.org natokany ho anao
Koa tanteraho mxyybmb
Ny andraikitra sy adidy
Ho an'ny namanao
Misy cjnx fara misy fetra
Koa saino tsara
Izay lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery sy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota ô
Koa dieny izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan'i Jesosy
Dia tononkira.serasera.org natokany ho anao
Koa tanteraho mxyybmb
Ny andraikitra sy adidy
Ho an'ny namanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peon'i BetelaHits : 1019
Likes : 0 Like
Created by : Ntsafi
Date : 01/08/2023 10:55
