Aza mampifilafila (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org misy mahavita tena re
Na ianao, gppsqao he na izaho koa
Firaisan kina no lehibe
Amin'ny qcmrtby asa mahasoa
Ref:
Raha misy iray na roa
Miantso ilay Tompo soa
Ao anatin'ny tempoliny
Manoloana eo ny Fanahiny
Omeo ny talenta anananao
Omeo satria ilain'ny Tompo ireny
Atolory azy amin'ny fo arfdfk madio
Atolory Azy re!
Na ianao, gppsqao he na izaho koa
Firaisan kina no lehibe
Amin'ny qcmrtby asa mahasoa
Ref:
Raha misy iray na roa
Miantso ilay Tompo soa
Ao anatin'ny tempoliny
Manoloana eo ny Fanahiny
Omeo ny talenta anananao
Omeo satria ilain'ny Tompo ireny
Atolory azy amin'ny fo arfdfk madio
Atolory Azy re!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i BetelaVangy : 865
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 30/09/2022 05:27
