Fa ny zavatra rehetra (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny zavatra rehetra
Misy fara misy fetra
Koa saino tsara
Izay lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery sy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota ô
Koa dieny izao
Mitsangana asee ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny nwyrh fitiavan'i Jesosy
Dia natokany tononkira.serasera.org ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra pzilprwx sy adidy
Ho an'ny namanao
Misy fara misy fetra
Koa saino tsara
Izay lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery sy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota ô
Koa dieny izao
Mitsangana asee ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny nwyrh fitiavan'i Jesosy
Dia natokany tononkira.serasera.org ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra pzilprwx sy adidy
Ho an'ny namanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peon'i BetelaVisites : 929
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ntsafi
Date : 01/08/2023 10:55
