Fa ny zavatra rehetra (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kvkqcwvm Fa ny zavatra rehetra
Misy fara lrmtxc misy fetra
Koa saino tsara
Izay lazaina sy cvkwc ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery sy toky
Mba hanampy tononkira.serasera.org anao
Ry mpanota ô
Koa dieny izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan'i Jesosy
Dia natokany ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra sy adidy
Ho an'ny namanao
Misy fara lrmtxc misy fetra
Koa saino tsara
Izay lazaina sy cvkwc ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery sy toky
Mba hanampy tononkira.serasera.org anao
Ry mpanota ô
Koa dieny izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan'i Jesosy
Dia natokany ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra sy adidy
Ho an'ny namanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i BetelaVangy : 1018
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 01/08/2023 10:55
