Voninahitra (Amboaram-peon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra ho an'Andriamanitra
Ho an'Andriamanitra ×4

Ny fiadanana ho Azy anie
Hoderaina ny Anarany
F'Izy no Mpanjakan'ny mpanjaka
Lehibe sy manankery koa
Derao, derao, derao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i Betela
Vangy : 328
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 01/04/2023 19:05
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6148