Fanoloran-tena (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Indreto izahay Tompo ô
Fa vonona hanao ny sitrakao
Sy hanaraka ny baikonao
Koa tafio ny ujfjkxa herinao
Izahay rehetra izao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ka ho jlnqjlq sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ary ho faly fa tena zanakao fwcbeoft
Fa vonona hanao ny sitrakao
Sy hanaraka ny baikonao
Koa tafio ny ujfjkxa herinao
Izahay rehetra izao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ka ho jlnqjlq sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ary ho faly fa tena zanakao fwcbeoft
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peon'i BetelaHits : 888
Likes : 0 Like
Created by : Ntsafi
Date : 01/08/2023 11:12
