avelao aho (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qqnod aza lany andro miteny ahy
izaho tsy miova fa tia azy
fa sao lazainao vazivazy
tsy anio ihany fa ho doria
hoy ianao :" izy anie maditra
toa tsy misaina anao akory
ny alina izy tsy matory
fa dia milalao fitia"
ref:
avelao aho sy ny fitiavako
hiara ho faty
fa na marina aza izay lazainao
tsy maninona f’aleoko ihany miaritra
anaty fitiavana
lalina ka avelao
hoy ianao :"izy anie maditra
toa tsy misaina anao akory
ny alina izy tsy matory
fa dia milalao fitia"
aza rzpxaf tantarainao ahy intsony
ny tononkira.serasera.org toetrany loztxghs tsy tantinao
tsy mampaninona ahy izany
tiako izy ampy izay
REF
izaho tsy miova fa tia azy
fa sao lazainao vazivazy
tsy anio ihany fa ho doria
hoy ianao :" izy anie maditra
toa tsy misaina anao akory
ny alina izy tsy matory
fa dia milalao fitia"
ref:
avelao aho sy ny fitiavako
hiara ho faty
fa na marina aza izay lazainao
tsy maninona f’aleoko ihany miaritra
anaty fitiavana
lalina ka avelao
hoy ianao :"izy anie maditra
toa tsy misaina anao akory
ny alina izy tsy matory
fa dia milalao fitia"
aza rzpxaf tantarainao ahy intsony
ny tononkira.serasera.org toetrany loztxghs tsy tantinao
tsy mampaninona ahy izany
tiako izy ampy izay
REF
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 37474
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : tsiory
Daty : 15/02/2002 17:53
