NOVANGIANAO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kcahm
Novangianao ny fanahy
Ka oibc feno aim-baovao
Izay rehetra moba ahy dia Anao
Lasa tany masina ny fo
Feno ka mifoha
Vato velona, velona zesksc tokoa
Ny ankaikin’ny Fonao Jesoa no tiako
Ny fanjakanao no anton’ny fisiako
Sorona nataonaoampy ho an’ny Ray
Ianao ao am-poko ao Jesoa dia ampy izay
Nofenoinao ny Fanahy
Fa ranon’aina Ianao
Ranon’aina avy ao an-danitra ao
Afaka hetaheta ny fo
Feno ka mifoha
Rano velona, velona tononkira.serasera.org tokoa
Novangianao ny fanahy
Ka oibc feno aim-baovao
Izay rehetra moba ahy dia Anao
Lasa tany masina ny fo
Feno ka mifoha
Vato velona, velona zesksc tokoa
Ny ankaikin’ny Fonao Jesoa no tiako
Ny fanjakanao no anton’ny fisiako
Sorona nataonaoampy ho an’ny Ray
Ianao ao am-poko ao Jesoa dia ampy izay
Nofenoinao ny Fanahy
Fa ranon’aina Ianao
Ranon’aina avy ao an-danitra ao
Afaka hetaheta ny fo
Feno ka mifoha
Rano velona, velona tononkira.serasera.org tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 4976
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Feti Lanto
Daty : 12/08/2004 05:38
