NOVANGIANAO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Novangianao ny fanahy
Ka feno aim-baovao
Izay rehetra moba ahy dia Anao
Lasa tany masina ny fo
Feno ka mifoha
Vato velona, velona tokoa
Ny ankaikin’ny Fonao tononkira.serasera.org Jesoa no tiako
Ny fanjakanao jxgq no anton’ny fisiako
Sorona nataonaoampy ho an’ny Ray
Ianao ao am-poko ao Jesoa dia ampy izay
Nofenoinao ny Fanahy
Fa ranon’aina Ianao
Ranon’aina avy ao an-danitra oenhkf ao
Afaka hetaheta iacti ny fo
Feno ka mifoha
Rano velona, velona tokoa
Ka feno aim-baovao
Izay rehetra moba ahy dia Anao
Lasa tany masina ny fo
Feno ka mifoha
Vato velona, velona tokoa
Ny ankaikin’ny Fonao tononkira.serasera.org Jesoa no tiako
Ny fanjakanao jxgq no anton’ny fisiako
Sorona nataonaoampy ho an’ny Ray
Ianao ao am-poko ao Jesoa dia ampy izay
Nofenoinao ny Fanahy
Fa ranon’aina Ianao
Ranon’aina avy ao an-danitra oenhkf ao
Afaka hetaheta iacti ny fo
Feno ka mifoha
Rano velona, velona tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 4977
Likes : 0 Like
Created by : Feti Lanto
Date : 12/08/2004 05:38
